Author Archive

108 articles
Malagasy Miara Miainga
Madagasikara miatrika ny coronavirus

Madagasikara miatrika ny coronavirus

Isaky ny 29 martsa dia mahatsiaro ireo ray aman-drenintsika niatrika ny tolom-panafahana nataony hanafahana ny firenena sy ny malagasy teo ambany vahoan’ny mpanjanaka isika. Ankehitriny miatrika tolona...

FANAMBARANA 06/03/2020

FANAMBARANA 06/03/2020

ANTOKO “MALAGASY MIARA-MIAINGA”FANAMBARANA Ny Birao Politikan’ny Antoko Malagasy Miara-Miainga, rehefa nivory ,namakafaka ny Raharaham-pirenena, ny Alakamisy 05 Marsa 2020 dia: - MANKASITRAKA ny...

Fambolen-kazo 2020

Fambolen-kazo 2020

Toy ny fanao isan-taona dia tontosa ny 22 Febroary 2020 ny fambolen-kazo nataon'ny fianakaviamben'ny Antoko Malagasy Miara Miainga teny Fiaferana Avaradrano.  Zanakazo miisa 2 600 isa sy...

Discours du Président MMM

Discours du Président MMM

Nifarana ny Alakamisy 21 Febroary 2020 ny fiofanana nomena ireo ben-tanàna lany teo anivon'ny Antoko Malagasy Miara-Miainga. Nanambara ny filohan'ny Antoko fa Antoko miaina sy mandroso ny Antoko Malagasy...

Internationale Démocrate Centriste

Internationale Démocrate Centriste

Ny Antoko Malagasy Miara-Miainga dia mpikambana ao amin'ny "Internationale Démocrate Centriste""idc.cdi". Nandritra ny fivorian'ny "membres du Comité exécutif CDI", izay natao tany Indonésie, Yogyakarta ny...

FANAMBARANA

FANAMBARANA

Eo anoloan'ny fahapotehin'ny Tanàna izay tsy maintsy natomboka ny fanamboarana haingana,Eo amin'ny fahasimban'ny fiaraha-monina eto andrenivohitra izay mila fihavanana vaovao,Noho ny fikorosoam-pahan'ny...