Author Archive

108 articles
Malagasy Miara Miainga
Tsena VMMM 2022

Tsena VMMM 2022

01 AOGOSITRA 2022 - ALATSINAINY IMERIMANDROSO Nisokatra ny Alatsinainy 01 aogositra 2022, tao Alatsinainy Imerimandroso Distrikan' Ambohidratrimo ny hetsika fivarotana fitaovam-pianarana amin'ny vidiny...

FANAMBARANA LAHARANA 004/2022

FANAMBARANA LAHARANA 004/2022

Manoloana ny famonoan’olona mahatsiravina izay nitranga tao Ambolotarakely, Ankazobe, ny Zoma 29 jolay 2022 lasa teo, ny Antoko Malagasy Miara-Miainga dia : 1.Manameloka ny herisetra sy fihetsika feno...

FANAMBARANA 003/2022

FANAMBARANA 003/2022

Manoloana ireo toe-draharaha rehetra misy eto amin’ny firenena, ny Antoko Malagasy Miara-Miainga - MMM dia manao izao fanambaràna manaraka izao : 1.Melohin’ny Antoko Malagasy Miara-Miainga ny...

22 JONA 2022 – FITSIDIHANA AN’AMBATOMENA

22 JONA 2022 – FITSIDIHANA AN’AMBATOMENA

Tonga nitsidika ny Ben'ny Tanàna avy amin'ny Antoko Malagasy Miara-Miainga, Jean Jacques Andriatodisoa, lany tao amin'ny Kaominina Ambatomena - Distrikan'Antsirabe faharoa ny Filoha Nasionaly, Hajo...

17 JONA 2022 – FENOARIVO ATSINANANA

17 JONA 2022 – FENOARIVO ATSINANANA

Nihaona tamin'ireo tanora, mpianatra ary mpampianatra tao Fenoarivo Atsinanana ny Filoha Nasionalin'ny MMM, Hajo Andrianainarivelo, sy ny Loholona lany tao amin'ny faritany Toamasina Sidonie RAHARINIRINA,...