Author Archive

108 articles
Malagasy Miara Miainga

REALISATIONS : MMM 2021

Ankafaliana indray ny mizara amintsika rehetra ireo zava-bitan'ny Antoko Malagasy Miara-Miainga nandritra iny taona 2021 iny. Ho tohizantsika ny asa amin'ity taona 2022 ity. Ny tanjona? Dia ny handraisana...

ASSISE REGIONALE ATSIMO ANDREFANA 04/12/2021

ASSISE REGIONALE ATSIMO ANDREFANA 04/12/2021

FIKAONAN-DOHAM-PARITRY NY ANTOKO MALAGASY MIARA-MIAINGA, FARITRA ATSIMO ANDREFANA Vory lanona teto Toliara daholo ireo solon-tenan'ny mpikambana antoko Malagasy Miara-Miainga manerana ireo disitrika...

FIKAONANDOHAM-PARITRA FITOVINANY 26 NOVAMBRA 2021

FIKAONANDOHAM-PARITRA FITOVINANY 26 NOVAMBRA 2021

Tontosa ny Zoma 26 Novambra 2021 ny fikaonandoham-paritry ny Antoko Malagasy Miara-Miainga FITOVINANY ka tao Manakara no nanaovana an'izany. Nakotroka ny adihevitra tao anatin'ny asam-baomiera ary maro...

Assise régionale 2021, faritra Menabe

Assise régionale 2021, faritra Menabe

Ny antoko politika matotra dia antoko manaja ny soatoavina izay hijoroany ka manao tenierana sy maka ny hevitr'ireo mpikambana ao aminy rehefa hanapa-kevitra. Eo ihany koa ny fanànana rafitra...