Author Archive

108 articles
Malagasy Miara Miainga
Assise régionale 2021, faritra Matsiatra ambony

Assise régionale 2021, faritra Matsiatra ambony

Ahoana ny fomba hanamafisana bebe kokoa ny rantsamaingaikan'ny antoko Malagasy Miara-Miainga eny ifotony ?Inona no anjara andraikitr'ireo mpikambana rehetra eo anivon'ny faritra iadidiany? Inona avy ireo...

Assise régionale 2021, faritra Sofia

Assise régionale 2021, faritra Sofia

Tontosa soamantsara ny fikaonan-doham-paritry ny antoko Malagasy Miara-Miainga teto amin'ny faritra SOFIA izay nandraisan'ireo solontenan'ny disitrika fito (7) izay misy ny rantsamangaikan'ny antoko MMM...

Assise régionale 2021, faritra Atsinanana

Assise régionale 2021, faritra Atsinanana

Tonga nanatrika ny famaranana ny fikaonandoham-paritry ny antoko MMM faritra Atsinanana, izay notanterahina teto Vatomandry androany Alahady 03 oktobra 2021, ny filoha nasionalin'ny antoko, Andriamatoa...

Assise régionale 2021, faritra Atsinanana

Assise régionale 2021, faritra Atsinanana

Mitohy ny fikaonandoham-paritry ny antoko Malagasy Miara-Miainga izay anjaran'ny faritra Atsinanana, natao tao Vatomandry. Anisan'ny lahadinika noresahina tao anatin'izany ny fanamafisana ny...

Assise régionale 2021, faritra SAVA

Assise régionale 2021, faritra SAVA

Tontosa soamantsara ny 24 septambra 2021 ny fikaonandoham-paritry ny antoko Malagasy Miara-Miainga ho an'ny faritra SAVA. Fifanakalozan-kevitra sy fameloma-maso ny rantsamangaikan'ny antoko isaky ny...

Didi-poitra tao Fiaferana

Didi-poitra tao Fiaferana

Fotoana nifanomezana tamin'ireo zazalahy tao amin'ny Kaominina Fiaferana Avaradrano ny andron'ny Sabotsy 19 Jona 2021 ho amin'ny didi-poitra faobe. Zazalahy maherin'ny 50 no natao didi-poitra...

20 Jona 2021: Fetin’ny Ray

20 Jona 2021: Fetin’ny Ray

HO AN'NY RAY REHETRA ARAHABA NAHATRATRA NY FETIN'NY RAY Firarian-tsoa sy fiarahabana no atolotro ny Ray Malagasy rehetra nahatratra izao andro manokana natokana ho an’ny Ray izao. Mitondra am-bavaka...

26 Mey 2021

Ankerana, 26 Mey 2021 Ny Filoha, ny birao politika, ny mpikambana rehetra ato amin'ny Antoko Malagasy Miara-Miainga dia maneho ny fiaraha- miory amin'ny Antoko MONIMA nohon'ny fahalasanan'ny Profesora...