Author Archive

108 articles
Malagasy Miara Miainga
29 mars 1947-29 mars 2021

29 mars 1947-29 mars 2021

Isan-taona dia tsiahivina manokana, amin’ny andron’ny 29 martsa, ireo ray aman-dreny nanao vy very ny ainy mba hanaisorana ny Malagasy sy Madagasikara eo ambany vahoan’ny mpanjanaka. Ankehitriny isika dia...

08 Martsa 2021: Vehivavy Malagasy Miara-Miainga

08 Martsa 2021: Vehivavy Malagasy Miara-Miainga

" Vehivavy mizaka tena sy miarin-doha anaty tontolo iainana mirindra ho amin'ny fampandrosoana lovain-jafy". Nanamarika ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenena natokana ho an'ny zon'ny vehivavy ny...

FAMBOLEN-KAZO 2021-AMBOHIJANAKA Atsimondrano

FAMBOLEN-KAZO 2021-AMBOHIJANAKA Atsimondrano

Toy ny fanao isan-taona dia tontosa ny Sabotsy 06 Martsa 2021 ny fambolen-kazo izay nataon'ny Antoko Malagasy Miara-Miainga tetsy Ambohijanaka Atsimondrano. Ho tontolo maitso lovain-jafy apetraka ho an'ny...

Filazana manjo

Filazana manjo

Namoy namana, rahalahy mpiara mitolona matoky ny Antoko Malagasy Miara Miainga: RANDRIATEFIARISON Guillaume Venance (Guy Venance), namana niara-nanorina ny Antoko, niara-dia hatrany tamin’ny tolona rehetra...

Valim-pifidianana Loholona

Valim-pifidianana Loholona

Nivoaka tamin'ny fomba ofisialy ny 07/01/2021 ny vokam-pifidianana Loholona manerana ny Nosy. Nahazo toerana roa ao amin'izany Andrim-panjakana izany ny Antoko Malagasy Miara-Miainga: avy eto amin'ny...