Internationale Démocrate Centriste
Ny Antoko Malagasy Miara-Miainga dia mpikambana ao amin’ny “Internationale Démocrate Centriste””idc.cdi”. Nandritra ny fivorian’ny “membres du Comité exécutif CDI”, izay natao tany Indonésie, Yogyakarta ny 22 ka hatramin’ny 25 Janoary 2020...
