01 AOGOSITRA 2022 – ALATSINAINY IMERIMANDROSO Nisokatra ny Alatsinainy 01 aogositra 2022, tao Alatsinainy Imerimandroso Distrikan’ Ambohidratrimo ny hetsika fivarotana fitaovam-pianarana amin’ny vidiny mirary izay karakarain’ny fikambanana Vehivavy Malagasy Miara-Miainga...
Manoloana ireo toe-draharaha rehetra misy eto amin’ny firenena, ny Antoko Malagasy Miara-Miainga – MMM dia manao izao fanambaràna manaraka izao : 1.Melohin’ny Antoko Malagasy Miara-Miainga ny fihantsiana etsy sy eroa, na avy amin’iza na iza. Tany tan-dalàna i Madagasikara, ka fehezin’ireo...