01 AOGOSITRA 2022 – ALATSINAINY IMERIMANDROSO Nisokatra ny Alatsinainy 01 aogositra 2022, tao Alatsinainy Imerimandroso Distrikan’ Ambohidratrimo ny hetsika fivarotana fitaovam-pianarana amin’ny vidiny mirary izay karakarain’ny fikambanana Vehivavy Malagasy Miara-Miainga...
Manoloana ireo toe-draharaha rehetra misy eto amin’ny firenena, ny Antoko Malagasy Miara-Miainga – MMM dia manao izao fanambaràna manaraka izao : 1.Melohin’ny Antoko Malagasy Miara-Miainga ny fihantsiana etsy sy eroa, na avy amin’iza na iza. Tany tan-dalàna i Madagasikara, ka fehezin’ireo...
An’isany mampiavaka ny Antoko Malagasy Miara-Miainga ny finiavana sy fahavononana mampiofana hatrany ireo mpikambana ao aminy mba ho mpikambana afaka hitondrà asa mivaingana ho an’ny firenena sy ho olom-pirenena tena mahavita azy. Ankoatra ireo fiofanana izay karakarain’ny...
Tonga nitsidika ny Ben’ny Tanàna avy amin’ny Antoko Malagasy Miara-Miainga, Jean Jacques Andriatodisoa, lany tao amin’ny Kaominina Ambatomena – Distrikan’Antsirabe faharoa ny Filoha Nasionaly, Hajo Andrianainarivelo, androany. Izao fitsidihana izao dia fanomezana...
Toy ny tao Fenoarivo Antsinana dia nifanakalo hevitra tamin’ireo tanora, mpianatra ary mpampianatra avy ao amin’ny Oniverste Barikadimy ny Filoha Nasionaly Hajo Andrianainarivelo sy ireo Loholona Malagasy Miara-Miainga Ndriana Rakotondrainibe sy Sidonie Raharinirina. Nafana ny...
Nihaona tamin’ireo tanora, mpianatra ary mpampianatra tao Fenoarivo Atsinanana ny Filoha Nasionalin’ny MMM, Hajo Andrianainarivelo, sy ny Loholona lany tao amin’ny faritany Toamasina Sidonie RAHARINIRINA, niheno ny hevitr’izy ireo no sady nampahafantatra ny...