FIKAONANDOHAM-PARITRA FITOVINANY 26 NOVAMBRA 2021
Tontosa ny Zoma 26 Novambra 2021 ny fikaonandoham-paritry ny Antoko Malagasy Miara-Miainga FITOVINANY ka tao Manakara no nanaovana an’izany. Nakotroka ny adihevitra tao anatin’ny asam-baomiera ary maro ireo soso-kevitra momba ny raharaham-pirenena sy ny raharahan’antoko izay...