Didi-poitra tao Fiaferana
Fotoana nifanomezana tamin’ireo zazalahy tao amin’ny Kaominina Fiaferana Avaradrano ny andron’ny Sabotsy 19 Jona 2021 ho amin’ny didi-poitra faobe. Zazalahy maherin’ny 50 no natao didi-poitra tamin’izany, izany fotoana izany moa dia notronin’i Senatera...