Filazana manjo
Namoy namana, rahalahy mpiara mitolona matoky ny Antoko Malagasy Miara Miainga: RANDRIATEFIARISON Guillaume Venance (Guy Venance), namana niara-nanorina ny Antoko, niara-dia hatrany tamin’ny tolona rehetra natao sy ny fampivoarana ny Antoko. Nitana andraikitra ambony teto amin’ny firenena,...