FANAMBARANA LAHARANA 004/2022
Manoloana ny famonoan’olona mahatsiravina izay nitranga tao Ambolotarakely, Ankazobe, ny Zoma 29 jolay 2022 lasa teo, ny Antoko Malagasy Miara-Miainga dia : 1.Manameloka ny herisetra sy fihetsika feno habibiana izay namoizana ain’olona miisa 32. 2.Maneho fiaraha-miory amin’ny fianankavian’ny...
