08 Martsa 2021: Vehivavy Malagasy Miara-Miainga

08 Martsa 2021: Vehivavy Malagasy Miara-Miainga

 » Vehivavy mizaka tena sy miarin-doha anaty tontolo iainana mirindra ho amin’ny fampandrosoana lovain-jafy ». Nanamarika ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenena natokana ho an’ny zon’ny vehivavy ny mpikambana tato amin’ny fikambanana Vehivavy Malagasy Miara-Miainga nandritra ny andron’ny 08 Martsa 2021.

« Izay manoro lalana mahitsy, mamindra aina. »

Share: