18 JONA 2022 – FIHAONANA TAMIN’IREO MPIANATRA TAO TOAMASINA

18 JONA 2022 – FIHAONANA TAMIN’IREO MPIANATRA TAO TOAMASINA

Toy ny tao Fenoarivo Antsinana dia nifanakalo hevitra tamin’ireo tanora, mpianatra ary mpampianatra avy ao amin’ny Oniverste Barikadimy ny Filoha Nasionaly Hajo Andrianainarivelo sy ireo Loholona Malagasy Miara-Miainga Ndriana Rakotondrainibe sy Sidonie Raharinirina.

Nafana ny adi-hevitra ary nahitsy ny resaka teo amin’ny roa tonta mikasika ny tontolon’ny fampianarana ambony sy ny raharaham-pirenena amin’ny ankapobeny.

Share: