Valim-pifidianana Loholona

Valim-pifidianana Loholona

Nivoaka tamin’ny fomba ofisialy ny 07/01/2021 ny vokam-pifidianana Loholona manerana ny Nosy. Nahazo toerana roa ao amin’izany Andrim-panjakana izany ny Antoko Malagasy Miara-Miainga: avy eto amin’ny Faritanin’Antananarivo dia i RAKOTONDRAINIBE MICHEL, ary ao amin’ny Faritanin’i Toamasina dia i RAHARINIRINA SIDONIE, izay hany vehivavy tokana lany tamin’ity fifidianana ity.

Share: