Mitohy ny fikaonandoham-paritry ny antoko Malagasy Miara-Miainga izay anjaran’ny faritra Atsinanana, natao tao Vatomandry.
Anisan’ny lahadinika noresahina tao anatin’izany ny fanamafisana ny foto-kevitra sy ny Soatoavina ijoroan’ny Antoko Malagasy Miara-Miainga ho an’ny mpikambana tsirairay avy.