Assise régionale 2021, faritra SAVA

Assise régionale 2021, faritra SAVA

Tontosa soamantsara ny 24 septambra 2021 ny fikaonandoham-paritry ny antoko Malagasy Miara-Miainga ho an’ny faritra SAVA.

Fifanakalozan-kevitra sy fameloma-maso ny rantsamangaikan’ny antoko isaky ny disitrika sy ny kaominina no fototry ny lahadinika tamin’izany. #Assise_Regionale_MMM_2021

Share: