“Christmas garden” Vehivavy Malagasy Miara-Miainga

“Christmas garden” Vehivavy Malagasy Miara-Miainga

Anisan’ny nandray anjara tamin’ny hetsika “Christmas garden” tao amin’ny Ibis Ankorondrano, izay notontosaina ny 17, 18 ary 19 Desambra 2020 teo ny Fikambanana Vehivavy Malagasy Miara-Miainga. Entina an-tsary ireto ireo vokatra namidy tamin’izany.

Share: