Fanolorana masomboly ho an’ny mpikambana ao Ifanadiana-16 Aprily 2022

Fanolorana masomboly ho an’ny mpikambana ao Ifanadiana-16 Aprily 2022

Teo ambany fitarihan’ny Filoha Nasionaly, Hajo ANDRIANAINARIVELO, dia nanolotra masomboly (vary sy tsaramaso) ho an’ireo mpikambana Malagasy Miara-Miainga ao amin’ny distrikan’Ifanadiana ny antoko MMM noho ny fandalovan’ireo rivodoza nifanesy tao amin’ny tapany atsimo atsinanan’ny nosy. Nandray izany, ary nisolo-tena ireo mpikambana ao amin’iny distrikan’Ifanadiana iny ny Député Pierrot, izay mpikambana ao amin’ny antoko MMM.

« Izay manoro làlana mahitsy, mamindra aina »

Share: