Ny Antoko Malagasy Miara-Miainga dia mpikambana ao amin’ny “Internationale Démocrate Centriste””idc.cdi”. Nandritra ny fivorian’ny “membres du Comité exécutif CDI”, izay natao tany Indonésie, Yogyakarta ny 22 ka hatramin’ny 25 Janoary 2020 teo dia nanana solontena tamin’izany ny Antoko Malagasy Miara-Miainga.






