Manana lanja sy toerana lehibe ny Vehivavy eo anivon’ny Antoko Malagasy Miara-Miainga.
Vehivavy Malagasy Miara-Miainga tao amin’ny kaominina ambanivohitr’i Antohobe, Distrikan’i Lalangina, Miandrivazo, Morondava, Fianarantsoa, Ambovombe, Manakara, Mahajanga, Antsiranana sy ny maro tsy voatanisa no nandray anjara mavitrika, nampiseho fa vehivavy manana ny maha-izy azy, ary manana ny lanjany izy ireo eo anivon’ny fiaraha-monina misy azy.
#ROMBOY_ry_VMMM_a
#Izay_manoro_lalana_mahitsy_mamindra_Aina


