Ny Filoha Nasionaly, ny Birao Politika, ny mpikambana rehetra ato amin’ny Antoko Malagasy Miara Miainga dia maneho ny fiaraha-miory sy mitondra ny teny fankaherezana ho an’ny vady aman-janaka sy ny fianakavian’ny Amiraly Didier Ratsiraka ary ny antoko AREMA, amin’izao fahalasanany izao. Very Ray aman-dreny sy olo-manga Madagasikara, tantara mipetraka ny zava-bitany rehetra ho an’ny firenena.
Mandria am-piadanana Andriamatoa Filoha.