Noely 2020

Noely 2020

Faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny Noely Famonjena. Enga anie ny Tanindrazantsika mba hisitraka lalandava ny fahasoavana sy ny fitahian’ilay Mpamonjy.

Ny Filohan’ny Antoko Malagasy Miara-Miainga

Hajo ANDRIANAINARIVELO

Share: