Author Archive

27 articles
Malagasy Miara-Miainga
FAMBOLEN-KAZO MMM 2025 CARION

FAMBOLEN-KAZO MMM 2025 CARION

Niara-nisalahy tety amin'ny Kaominina Nandihizana Carion ny #MMM androany , nitondra ny anjara biriky ho fanarenana ny ala sy ho fiarovana ny tontolo iainana. Toy ny fanao isan-taona dia zanakazo...

Fanambarana, Bruxelles 03 Martsa 2023

AFRICA POLITICAL OUTLOOK 2023 : Fihaonan'ny mpisehatra politika avy amin'ny firenena maro tao Bruxelles, nandraisan'ny Filohan'ny MMM, Hajo Andrianainarivelo, anjara ary niresahana mikasika ny...

Fanambarana laharana faha 008/2023

FANAMBARANA LAHARANA FAHA 008/2023 - ANTOKO MALAGASY MIARA-MIAINGA Betsaka ny zava-mitranga mampiseho fa vao maika tsy tan-dalàna intsony i Madagasikara amin’izao taom-pifidianana izao. Vao tsy ela...

Fanambarana laharana faha 006/2023

ANTOKO MALAGASY MIARA-MIAINGA FANAMBARANA LAHARANA FAHA°006/2023 Imbetsaka nitondra fanazavana sy fanairana mikasika ny demokrasia eto Madagasikara teo anatrehan’ny fikambanana International...

Fanambarana Laharana faha 005/2023

ANTOKO MALAGASY MIARA-MIAINGA FANAMBARANA LAHARANA FAHA 005/2023 Noho ny fiparitahan’ny antontan-taratasy izay manamarina ny fizakan’ny Filohan’ny Repoblika ankehitriny ny zom-pirenena frantsay, dia...

Fanambarana laharana faha 004/ 2023

ANTOKO MALAGASY MIARA-MIAINGA FANAMBARANA HO AN’NY MPANAO GAZETY LAHARANA FAHA 004/2023 MIKASIKA NY DIDY NAVOAKAN’NY FITSARANA MISAHANA NY ADY ATAO AMIN’NY FANJAKANA AO FIANARANTSOA Namaly ny...

Fanambarana 003/2023

ANTOKO MALAGASY MIARA-MIAINGA FANAMBARANA LAHARANA FAHA-003/2023 MIKASIKA NY FANITSAKITSAHANA NY ZO HIFAMORY AM-PILAMINANA SY NY FAHALALAHANA HANEHO HEVITRA Manoloana ny fanapahan-kevitra mandrara ny...