FAMBOLEN-KAZO MMM 2025 CARION
Niara-nisalahy tety amin’ny Kaominina Nandihizana Carion ny #MMM androany , nitondra ny anjara biriky ho fanarenana ny ala sy ho fiarovana ny tontolo iainana. Toy ny fanao isan-taona dia zanakazo isan-karazany no novelanay teny ka ho arahi-maso matetika miaraka amin’ireo fokonolona...