FANAMBARANA LAHARANA 001/2024 MIKASIKA NY ZOTRAM-PIFIDIANANA ETO MADAGASIKARA
Ny Antoko MMM dia miantso ny vondrona iraisam-pirenena mba hitandrina mikasika ny famatsiam-bolan’ireo fifidianana ho avy, miantso ny hery velona rehetra sy ny firaisamonim-pirenena handray ny andraikitra, satria ny mpitondra ankehitriny dia tsy mahavita miroso amin’ny fifampiresahana mba...