FAMBOLEN-KAZO MMM 2025 CARION

FAMBOLEN-KAZO MMM 2025 CARION

Niara-nisalahy tety amin’ny Kaominina Nandihizana Carion ny #MMM androany , nitondra ny anjara biriky ho fanarenana ny ala sy ho fiarovana ny tontolo iainana.

Toy ny fanao isan-taona dia zanakazo isan-karazany no novelanay teny ka ho arahi-maso matetika miaraka amin’ireo fokonolona sy ny tompon’ny tany mba tsy ho sehoseho sy fihetsiketsehina fotsiny fa tena fitsinjovana ny taninjanaka.

Share: